Entrée | 1 asabodika |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Asaritaka, akorontana mba hampifamadika sy hampifandiso izay tena izy sy ny marina: Aza asabodika ny teninao fa tsy hita intsony izay teny marina |
Radical | 4 sabodika |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2024/12/11 |
![]() |