|
|
|
|

Teny iditra1  atsofohy
Fototeny  2 tsofoka
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana atsofoka [Fitanisana]
Ohatra  4  atsofohy ao anatin' ny hidim-baravarana ny fanalahidy sao very [1.1]
5  atsofohy ao amin' ny lohanao hoe ity satroka itý hojerena raha sahaza anao [1.1]

Fivaditsoratra  6 atsofohy, 7 haofotsy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/10