|
|
|
|

Entrée1  avara-patana
Partie du discours  2  locution
Explications en anglais  3  [1.2] the place of honour in entertaining a guest; lit. north of the hearth.
Explications en français  4  [2.415#2173] La place au nord du foyer. C' était la place d' honneur dans la case.
Exemples  5  [2.470#] Faribolana amin' ny ladina an-tany no ataon' izy mianakavy eo avarapatana: Rangahy ambony akalana, Ramatoa eo ankavanany, tsy alàna am-pofo I Terezy kely ka raha tsy eny amin-dreniny dia mifindra amin' I Katy, na raha tsy izany ifandimbiasan' izy roalahy fahanana.
Vocabulaire  6  Etiquette
Mots élémentaires  7  avaratra, fatana
Mots composés 
Proverbes  9  Proverbes contenant le mot avara-patana

Mis à jour le 2024/12/07