|
|
|
|

Entrée1  avy tsy nasaina nasesiky ny razana
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] enti-milaza olona tonga tampoka ary sendrasendra eo am-piandohan' ny sakafo ka lazaina fa voatery mandray anjara amin' izany sakafo izany satria toa ny razana mihitsy no naniraka azy
Mots élémentaires  4  avy, tsy, asaina, asesika, razana

Mis à jour le 2024/12/07