|
|
|
|

Entrée1  aza homehy lavo
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] ny fahalavoana, hono, tsy maha-lehibe, ka entina nananatra izany fandrao mba potraka koa ny tena any andro
Mots élémentaires  4  aza, homehy, lavo

Mis à jour le 2024/12/07