|
|
|
|

Entrée1  besinimaro
Partie du discours  2  nom
Explications en français  3  [1.5] tout le monde
Exemples  4  [2.472] Fantatry ny besinimaro rahateo moa izany.
5  [4.27] Mangataka ny besinimaro mba ho afaka hijery ny tatitra ataon’ireo Sampan-draharaha mpanara-maso ireo.
Mots élémentaires  6  be, sy, maro

Mis à jour le 2025/01/04