|
|
|
|

Entrée1  didimananjara
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fomban' akanjo atohy amin' ny tenany eo ambonimbony manandrify ny tratra, fa tsy mba eo amin' ny valahana: Hasiana didimananjara, hono, ny akanjon-dRasoa
Ny akanjo misy izany fomban' akanjo izany: Mitondra akanjo didimananjara Ramavo
Explications en anglais  4  [1.2][didy manan-jara] a method of cutting out women's garments
Exemples  5  [2.472#] Sarifilanelina didimananjara daholo, na lehibe na kely, na lahy na vavy.
Vocabulaire  6  Economie: vêtements
Mots élémentaires  7  didy, manan-jara

Mis à jour le 2024/12/07