|
|
|
|

Entrée1  dony ny tanin' andriana: izay mifody tsy manana
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] teny fanao rehefa avy manao fanekena na dina, ka ny heviny dia hoe: aoka hodonina ny tanin' ny mpanjaka (taloha ny tany rehetra dia an' ny mpanjaka), ka izay mivadi-panekena, aoka izy ho foan-tanana
Mots élémentaires  4  dony, tany, andriana, izay, mifody, tsy, manana

Mis à jour le 2024/12/07