|
|
|
|

Entrée1  efitrefitra
Partie du discours  2  nom
Explications en français  3  [1.3#120] [duplicatif fréquentatif]
4  [1.13] cloisonnement
Exemples  5  [2.298#] Lazan'Ilaidama ny nisoka-panahy tsy nisy efitrefitra, araka ilay teniny kanto hoe: «Tahaka iry masoandro ambony iry aho: iray ihany, fa mahenina izao anivon'ny riaka izao ny saiko!
6  [2.895#] Ity tranomaizina ity dia misy efitrefitra tahaka ireny cellules ireny mihitsy ary sakafo voafetra no aterin' ireo jiolahy hohanin' ireo mijaly ao ka raha tsy efa taolana sisa mitrakitraky eny amin' ny tenabeny tsy avoakany hovonoina na halefany hody.
Radical  7  efitra
Dérivés 
8  Verbes actifs :
9  Verbes passifs :

Mis à jour le 2025/03/30