|
|
|
|

Teny iditra1  Eopa
Sokajin-teny  2  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 iray amin'ireo fizaràna dimy eto amin'izao tontolo izao, voafaritry ny Oseana Arktika sy Atlantika; ny ranomasina Meditaranea, ny ranomasina Mainty, ny tendrombohitr'i Caucases, ny ranomasina Kaspiena sy ny tendrombohitr'i Oural. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  4 Europe. [1.13]
Voambolana  5  Haitoetany: firenena, foko
Mpanahaka  6  eoropeanina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12