Entrée | 1 esoina |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Tebahina, atao tsinontsinona: Matetika esoin' ny mpanankarenany mahantra Harabina, vazivazina, ihomehezana: Tsy handalo eo intsony aho, hoy ilay mandringa, fa esoin' ireo ankizy ireo ataony hoe / Raha mandringa daholo ny tongotrao roa, dia ho toy ny an' ny olondrehetra ihany ny fandehanao |
Explications en anglais |
4 [1.7] to be scorned, to be mocked |
Explications en français |
5 [1.8] dont on se moque, qu'on raille |
Radical | 6 eso |
Morphologie |
|
Anagrammes | 11 aesony, anesoy, esinao, esoina, iesona |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |