Entrée | 1 fadina |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Enti-milaza ny zavatra tsy hanina noho ny antony samihafa na atao an-tsitrapo: Fadio ny trondro fa tsy mahasalama anao |
Explications en anglais |
4 [1.2] to be abstained from, to be refrained from. 5 [1.7] to be tabooed, to be avoided |
Explications en français |
6 [1.3#134, 1.8] dont on s'abstient 7 [1.3#134] dont on ne mange pas, qu'on ne fait pas |
Exemples |
8 [2.117#] fadina ny mandeha anaty arabe. 9 [2.588#] Ny olona ho ela amin'ny tany ary ny tany ho ela amin'ny olona, ny tsena eo Amboanana tsy ho azontsika fadina. |
Radical | 10 fady |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Anagrammes | 16 andafy, fadina, fanady, fanday, fandia, nafadi |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |