|
|
|
|

Entrée1  fafy katrana
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] Enti-milaza ny voam-bary afafy amin' izao fa tsy mba nalona mialoha; fomba famafazana vary atao matevina, izany hoe betsaka no indray atsipy, satria noho izy tsy vaky vazana dia mety tsy hitsimoka daholo
4  [1.13] fomba famafazana voa tsy nampitsiriana mialoha
fafy gaboraraka
5  [1.13] méthode d'ensemencement de graine sans germination préalable
dilapidation
Explications en anglais  6  [1.2] sowing dry or unmoistened rice, in opposition to the usual mode of first soaking it until germination [vaky vazana] has commenced.
Explications en français  7  [1.3] riz qu’on sème sans le faire germer préalablement dans l’eau
Mots élémentaires  8  fafy, katrana
Mots composés 

Mis à jour le 2024/12/07