|
|
|
|

Entrée1  fahalavoana
Partie du discours  2  nom
Exemples  3  [2.4] Hatramin' ny niarenako tamin' ny fahalavoako ka mandra-pandehako, dia nanatrika teo izy, nefa tsy niteny tsy nivolana.
4  [2.245] Niantarafoka: lavo mafy ka andrenesana feo manakoako ilay fahalavoana.
5  [2.499] Ilay voa, notsoahana teo amin' ny fahalavoana mbola tsy simba: indro ao ihany.
Radical  6  lavo
Morphologie 
7  Simple :
8  Préfixée :
Proverbes  9  Proverbes contenant le mot

Mis à jour le 2024/12/11