|
|
|
|

Entrée (1/2)1  faharivo
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Toetran' ny rano tsy lalina
Radical  4  rivo
Synonymes  5  harivo

Entrée (2/2)6  faharivo
Partie du discours  7  adjectif
Explications en français  8  [1.4.fr#522] millième: Faharivo izy (Il est le millième)
Exemples  9  [2.996#] ary amin' izay tia ahy sy mitandrina ny didiko kosa, mamindra fo hatramin' ny taranaka faharivo.
Radical  10  arivo

Anagrammes  11  faharivo, vary faho

Mis à jour le 2025/01/21