Entrée | 1 fahazazana |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en français |
3 [1.3] l'enfance 4 [1.5] enfance |
Exemples |
5 [2.5] Ny fitiavana dia ny eritreritra ihany no mahamasina sy mampatsatso azy, koa raha hatramin' ny fahazazana no efa nilalaovan' ise an' i. 6 [2.470] miova ho fanafenan-kilema ny tsy fananan-tsinin' ny fahazazany. 7 [2.471] Niverina tampoka tao an-dohako ny fahazazako, ka nanjary nihomehy aho. |
Radical | 8 zaza |
Morphologie |
|
Synonymes | 11 hazazana |
Mis à jour le 2024/12/11 |
![]() |