|
|
|
|

Entrée1  fakam-panahy
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] Teny ilazana ny fitaomana ataon' ny fanahy ratsy mba hampahalatsaka ny olombelona amin' ny ratsy: Tsy nahatohitra ny fakam-panahy izy ka namilivily ny volam-bahoaka
Zavatra mitarika na mitaona mafy ny tena: Fakam-panahy lehibe ho azy io zava-pisotro eo ambony latabatra io
Explications en français  4  [1.5] tentation
Exemples  5  [2.5#] Mandositra ny fakampanahy aho!
6  [2.499#] Hahatohitra ny fakampanahy ve hianao rahavako, ka hahandry ny fiverenako?
7  [1.38] Fa na inona na inona no hevitra momba izany, dia hita mazava fa ao ny fakampanahy mamely antsika
8  [2.356#] Voan' ny fakampanahy ny sasany ka nangalatra ny volan' ny namany hividianany mokary
Mots élémentaires  9  faka, fanahy
Synonymes  10  fitaoman-dratsy
Analogues  11  fitaoman-dratsy
Article  12  Randzavola: fakampanahy ao amin' ny Baiboly

Anagrammes  13  fakam-panahy, hampifanaka

Mis à jour le 2025/01/21