|
|
|
|

Entrée (1/2)1  famalanana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] fanaovana izay hivalanana, fampivalanana
4  [1.13] fanadiovan-kibo
Explications en français  5  [1.13] purgatif
Vocabulaire  6  Santé
Radical  7  valana

Entrée (2/2)8  famalanana
Partie du discours  9  nom
Explications en malgache  10  [1.1] Fandefasana hanaraka ny rano
fandroahana, fampihatahana lavitra
fanasiana fandairandoko amin' ny lamba
fandisoana feon-kira
Radical  11  valana

Anagrammes  12  famalanana, fanalamana

Mis à jour le 2025/01/21