|
|
|
|

Entrée1  famantaranandro
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Milina vita fomba ahalalana ny ora, ny minitra ary ny segondra amin' ny alalan' ny sahazany roa (sahazabe sy sahazakely) izay mikisaka manondro tarehi-marika eo amin' ny tavany
Explications en anglais  4  [1.2] [andro, the day.] A clock, a watch.
5  [1.7] a watch, a clock
Explications en français  6  [1.8, 1.13] montre
7  [1.8] horloge
Exemples  8  [2.356#] Sarobidy ny famantaranandro», hoy aho.
9  [2.59#] tamy ny sivy sy sasany ny famantaranandro.
10  [2.332#] Sambatra ise ry Imaro mahay mamaky famantaranandro.
Vocabulaire  11  Instrument
Mots élémentaires  12  famantarana, andro
Mots composés 
Article  16  Randzavola: famantaranandro ao amin' ny Baiboly

Mis à jour le 2024/12/07