|
|
|
|

Entrée1  fambeda
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fomba entina mambeda, izany hoe misambotra zavatra na olona ka mamihina azy ao anatin' ny sandry anankiroa mba tsy ho afa-mikofoka
Azo bedaina
Explications en français  4  [1.3#78] Qui doit être saisi. Manière de saisir
Radical  5  beda

Mis à jour le 2024/12/11