|
|
|
|

Entrée1  famerenana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fanaovana indray: Noho ny fangatahan' ny be sy ny maro, dia hanao famerenana ilay fampisehoana "Sangy mahery" ny mpilalao
Kado na fahafoizana omen' ny tompon-trosa na ny mpivarotra
Explications en anglais  4  [1.2] [Rel. s. from mamerina (verina).] A gift or present returned to a person on paying money; luck.
Explications en français  5  [1.3#141] Cadeau ou remise faite par un créancier ou par un marchand
6  [1.3#828] L’action de rendre, de rapporter, de redire, de ramener, le temps, le lieu
7  [1.13] rappel
Exemples  8  [2.332#11] Natomboka tany am-pianarana ny famerenana azy tsy jerena.
9  [2.113#3] efa misy famintinana sy fanontaniana hahamora ny fitadiavana sy ny famerenana;
10  [1.384#] ny fanovàna ny fepetra mikasika ny famerenana trosan' haba amin' ny tataom-bidy.
Radical  11  verina
Mots composés 

Anagrammes  19  famerenana, fanemerana

Mis à jour le 2025/01/21