|
|
|
|

Entrée1  famongarana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fihadiana zavatra nototofana, fampisehoana zavatra niafina
Explications en français  4  [1.3#184] L’action d’extraire, de faire revivre, d’exhiber
Exemples  5  [2.436#] Ny fanomanana ny famadihana sy famongarana ny faty.
6  [2.436#] ny hariva mialoha ny famongarana aza dia antsoina amin' ny anarany izy ka ilazana fa hoentina.
Radical  7  fongatra

Mis à jour le 2024/12/11