|
|
|
|

Entrée1  fampianarana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fampahalalana, fanoroana zavatra tsy hay; fanaovana izay hampahay zavatra olona: Ilana olona mahay sy be fandavan-tena ny fampianarana
Antokon-draharaha miandraikitra ny fanoroana, ny fampahazoana fahaizana ny ankizy: Ho tonga rahampitso ny Minisitry ny Fampianarana
Fomba fampianatra: Tsy tiako ny fampianaran-dRangahy io fa misafotofoto be lhany
Fitambaran' ny hevitra iompanan' ny fivavahana, filozofia iray: Ny fampianaran' i Kristy
Explications en anglais  4  [1.7] teaching, instruction
Explications en français  5  [1.8] enseignement
Exemples  6  [2.114#] Alaminy sy arahiny maso ny fampianarana.
7  [2.366#] Laborde hiantoka ny fampianarana ny basy.
8  [1.377#] Zokin' ny fananarana sy ny fampianarana izy.
Radical  9  anatra
Article  10  Randzavola: fampianarana ao amin' ny Baiboly

Mis à jour le 2024/12/11