|
|
|
|

Entrée1  fanafarana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fampanaovana zavatra olona: Hadinony ny fanafarana anjanany ka tsy aisy tonga ireo olona saiha hasaina
Fampakana, fividianana zavatra any lavitra: Sarotra ny fanafarana entana any am-pita
Explications en anglais  4  [1.7] the act of ordering; an order for merchandise; the act of entrusting someone with a commission
Explications en français  5  [1.8] action de faire une commande; commande; action de charger quelqu'un d'une commission
Radical  6  hafatra
Mots composés 

Mis à jour le 2025/01/02