|
|
|
|

Entrée1  fanakalozana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fanoloana: Nisy fanakalozana sambobelona tamin' ny tafika roa tonta
Fanoloana ho vola madinika: Tsy mbola mahay fanakalozam-bola io zaza io ka aza atao ao am-pivarotana
Explications en anglais  4  [1.7] barter, exchange
Explications en français  5  [1.8] troc, échange
Radical  6  takalo

Mis à jour le 2024/12/11