|
|
|
|

Entrée1  fanamboamboarana
Partie du discours  2  nom
Exemples  3  [2.245#] Izay rehetra hita mitranga eto, toa fanamboamboarana ny hanjarian-draha daholo ihany fotsiny;
4  [4.27#] Hatramin' izay dia ny ministeran' ny Atitany samirery no nanatontosa io andraikitra io, fantatry ny rehetra ny fanararaotana naterak' izany : fanamboamboarana ny lisitry ny mpifidy, fampiasana ny alalana hifidy avy amin' ny fitsarana, ...
Morphologie 
5  Simple :
6  Préfixée :

Mis à jour le 2024/12/07