|
|
|
|

Entrée1  fanampenana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fanaronana, fanakombonana: Inona no hatao fanampenana ny vava fery !
Fanasiana tsentsina, fanentsenana: Itỳ vato itỳ atao fanampenana ny lava-boalavo
Fanasiana sakana: Fanampenan-dalana
Fampijanonana: Fanafody inona no otaonao fanampenana fivalanana
Radical  4  tampina

Mis à jour le 2024/12/07