|
|
|
|

Entrée1  fanampoka
Partie du discours  2  nom ou adjectif
Explications en malgache  3  [1.1] Fomba entina manampoka: Ataonao ahoana no fanampoka rano ny rononon' ny marary !
Azo tampohana: Tsy fanampoka ny ronono
Radical  4  tampoka

Anagrammes  5  fanampoka, mpanafako, mpanafoka

Mis à jour le 2025/01/21