|
|
|
|

Entrée1  fanasabodehana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fampifangaroana na fampifandisoana ny teny na ny zavatra atao; fanodinkodinana amin' ny teny na amin' ny fanaovan-javatra mba hampifamadika amin' izay tena izy sy marina
Radical  4  sabodika

Mis à jour le 2024/12/11