|
|
|
|

Entrée1  fandadiana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fikisahana amin' ny tany: Mahavanana ny fandadian' io bibilava io
Fandehanana amin' ny tongotra sy ny tanana: Ny fandadian' ny zaza raha mbola kely
Fananihana: Ny fandadian' ny vahy amin' ny hazo
Radical  4  lady

Anagrammes  5  fandadiana, fidanadana

Mis à jour le 2025/01/21