|
|
|
|

Entrée (1/2)1  fandriandry
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Toetoetra, fomba fandehan-javatra, na tsara na ratsy: Hijery ny fandriandrin' ny raharaha no nahatongavako
Radical  4  fandry

Entrée (2/2)5  fandriandry
Partie du discours  6  nom
Explications en malgache  7  [1.78] [Tanala] fitsotsorana, tsotsotra mba haka aina

Mis à jour le 2024/12/11