Entrée | 1 fandritra |
Partie du discours | 2 nom ou adjectif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Fomba entina mandritra, izany hoe manao izay hahatankina; fomba entina mahandro hena mba hahalasa fofona ny rano andrahoana azy; fandaniana Azo ritina: Misy laoka tsy mba fandritra |
Radical | 4 ritra |
Mis à jour le 2024/12/11 |
![]() |