Entrée | 1 fandroso |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Fomba entina mandroso; mandeha eo aloha; manolotra zavatra ho an' olona, izay apetraka eo anoloany: Tsy toy izao no fandroso sakafo ho an' ny vahiny, ry Bozy a ! |
Explications en français |
4 [1.3#550] Manière d’avancer, de présenter quelque chose, ce qu’on peut présenter |
Exemples |
5 [2.436#] Rehefa tonga ivelan' ny tanàna dia manomboka ny "fandroso. 6 [2.472#] Lasa kosa i Feno sy Donga, nanao fandroso-miaramila manao latsa-kalina ara-bakiteny: tsy hay avahana amin' ny manodidina azy ary tsy heno fihetsika. |
Radical | 7 roso |
Mis à jour le 2024/12/11 |
![]() |