Entrée | 1 fanekena |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Tsy fandavana: Ho hitonao fa hitondra soa ho anao ny fanekenao ny teniko Fankatoavana: Ny angatahina amin' ny kristianina dia ny fanekeny ny didy aman-dalàn' ny Eglizy Fanoavana: Zava-dehibe ny faneken' ny ambanifanitra ny tanin' ny Andriamanjaka 4 [1.13] fametrahan-tsonia amin'ny taratasim-barotra iray mba ho tompon'antoka amin'ny trosa nataon'olon-kafa |
Explications en anglais |
5 [1.2] a treaty, an agreement, a covenant. 6 [1.7] an agreement, a contract, a treaty |
Explications en français |
7 [1.8] accord, contrat, traité 8 [1.13] acceptation |
Exemples |
9 [2.508#] Natao tao Sarimasy ny fanekena. 10 [1.436#] Izay fanekena tianao dia ekenay hoy ny olona. |
Radical | 11 eky |
Autres orthographes | 12 fanaikena |
Mots composés |
|
Proverbes | 15 Proverbes contenant le mot |
Article |
16 Randzavola: fanekena ao amin' ny Baiboly |
Mis à jour le 2024/12/12 |
![]() |