|
|
|
|

Entrée1  fanelanelanana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Alalana, fangatahana atao ho an' olona: Tamin' ny fanelanelanan-dRanaivo no nahazoako io tombon-tsoa io
Explications en français  4  [1.3#122] l'arbitrage, la médiation
Exemples  5  [4.27#] mazava ho azy fa izany no manosika ny olon-tsotra hangataka fanelanelanana sy/
6  [2.508#] Nanaiky ny fanelanelanana Rehandry fa Somongay nandà ka dia nitohy ihany ny ady.
Radical  7  elanelana

Mis à jour le 2024/12/11