Entrée | 1 fanemorana |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Fanakisahana (fotoana) ho lavidavitra kokoa |
Explications en français |
4 [1.3#234] l'action de renvoyer, de retenir |
Exemples |
5 [4.27#] Tsy ho tantin' ny olona intsony ny mbola hisian' ny fanemorana hafa indray. |
Radical | 6 hemotra |
Anagrammes | 7 famorenana, fanamorena, fanemorana |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |