|
|
|
|

Entrée1  faneno
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Feon' ny zavatra maneno: Mahafinaritra ny fanenon' itỳ armonia itỳ
Explications en français  4  [1.3#451] manière de retentir
Exemples  5  [2.4#] Notsindriko ny faneno teo am-baravarana.
6  [2.470#] Hafahafa faneno sy somary tokam-peo izay kosa, ny "matin' iraka.
7  [2.270#] Ataoko "deka" ianao - hoy ny Governora - Fantatrao va izao teny frantsay tsara faneno, voagasy izao?
Vocabulaire  8  Musique: (en général)
Radical  9  neno

Anagrammes  10  afenon, faneno, foneña, nafeno

Mis à jour le 2025/01/21