Entrée | 1 fanevatevana |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] |
Explications en français |
4 [1.3#701] L’action de mépriser, d’insulter, le motif |
Exemples |
5 [1.519#] io teny io dia mifono fanambaniana, fanaratsiana, fanevatevana, fanebahana. 6 [2.508#] Anontaniany ny olona, dia kapohiny sy levileveny, satria, hoy izy, tsy hisy Mpanjaka hahazaka fanevatevana toy izany. |
Radical | 7 tevateva |
Anagrammes | 8 fanevatevana, tafaevanevan |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |