Entrée | 1 fanjonoana |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Fakana hazandrano amin' ny fintana Fanangolena, fanojikojena: Teny malefaka no fanjonoan' ny mpamitaka ny olona tiany hofitahina |
Explications en français |
4 [1.13] pêche |
Radical | 5 jono |
Anagrammes | 6 fanjonoana, fanonjanao, nafonjanao, nanjofoana |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |