|
|
|
|

Entrée (1/2)1  fanoranana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Famotsiana, fandiovana (firava-bolamena, na volafotsy)
Radical  4  orana

Entrée (2/2)5  fanoranana
Partie du discours  6  nom
Explications en malgache  7  [1.1] Fanaovana izay hahatorana, izany hoe tsy handrenesana maharary: Ny klaoraofaorma no fanoranana taloha
Explications en français  8  [1.13] anesthésie générale
Vocabulaire  9  Santé
Radical  10  torana

Anagrammes  11  fanaronana, fanoranana, nanaforana, nofaranana

Mis à jour le 2025/01/21