|
|
|
|

Entrée (1/2)1  fanosehana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fandronjenana mba hivoaka amin' ny faritra iray mamotraka, fandroahana
Explications en français  4  [1.3#734] L’action de pousser, de chasser de la caste, le temps, l’instrument
la viande que l'on mange avec le riz (elle pousse le riz, aide à le manger)
Exemples  5  [2.499#] Ny impiton' ny fanosehana kosa dia ny tenako no nanaovako fanandramana.
6  [2.588#] ho fandevonana ny havandra sy ho fanosehana azy ho any amin' ny tany tsy misy vary.
Radical  7  tosika

Entrée (2/2)8  fanosehana
Partie du discours  9  nom
Explications en malgache  10  [1.1] Vy na varahina, miendrika kaopy bitika kely, isisihan' ny fanondro ka entina manosika ny fanjaitra mba tsy hampaharary ny fanondro
Laoka; izay rehetra entina manosika ny sakafo
Explications en anglais  11  [1.2] A thimble. See lede
12  [1.7] a thimble
Explications en français  13  [1.3#734, 1.8] dé à coudre
Exemples  14  [1.107#77] Ao ho ao an-joron-databatra ny fanosehana (Le dé est par là dans un coin de la table)
Vocabulaire  15  Economie: vêtements
Radical  16  tosika

Anagrammes  17  fanosehana, nosefahana

Mis à jour le 2025/02/02