Entrée | 1 fanozona |
Partie du discours | 2 nom ou adjectif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Fomba entina manozona Azo ozonina: Tsy mba fanozona ny zanaka nateraka |
Explications en français |
4 [1.3#475] Celui qui mérite d’être maudit, manière de maudire |
Exemples |
5 [2.857#] fa ny fanondron' ny mpanozon-doha iray ataony misakana ao an-tendan ny akohokely, tsy hilatsahan' ny tangena any an-kibony, ary ataony faingana ny fanozona ny hovelomina |
Radical | 6 ozona |
Mis à jour le 2024/12/11 |
![]() |