|
|
|
|

Entrée1  fantsana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fakana rano eny an-doharano: Mafana ery ny resaky ny zatovovavy eny am-pantsakana rano
Loharano na lavadrano namboarina hanovozan-drano: Latsaka tao am-pantsakana ny rojon' i Fara.
Explications en anglais  4  [1.2] [Rel. s. from mantsaka (tsaka).] A well, a spring, a fountain. See loharano.
5  [1.7] a well or spring where water is drawn
Explications en français  6  [1.3#749] L'action d’aller chercher de l'eau , la fontaine , l’instrument
7  [1.8] puits ou source où l'on puise de l'eau
8  [1.13] puits
Exemples  9  [1.437#] Fady ny manisy ratsy amin' ny fantsakana.
10  [2.445#] Lavitra loatra, hoy izy, ny fantsakana eny andafy atsimo.
Radical  11  ntsaka
Analogues  12  kirijy, lava-drano, loharano, vovo
Proverbes  13  Proverbes contenant le mot fantsakàna
Article  14  Randzavola: fantsakana ao amin' ny Baiboly

Mis à jour le 2025/01/05