Entrée | 1 fary raiki-bololona |
Partie du discours | 2 locution |
Explications en malgache |
3 [1.1] fary mbola miaraka amin'ny tendrony misy ny raviny sy ny vololon-draviny ka entina amin'ny famorana sy ny alavolonjaza ary ifandrombahan'ny vehivavy maniry hiteraka |
Exemples |
4 [2.48] dia maka fantàka hitsitsihana; dia maka fary raiki-bololona; dia maka volotara hatao oha-jaza |
Mots élémentaires | 5 fary, raikitra, vololona |
Mis à jour le 2024/12/07 |
![]() |