|
|
|
|

Entrée1  fasehina
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  [1.1] Be fasika, toa misy fasika: Tany fasehina izany tany atỳ izany
Masaisay sy maraorao, marokoroko: Ravinkazo fasehina
Explications en anglais  4  [1.2] sandy.
Explications en français  5  [1.13] sablonneux
Vocabulaire  6  Géologie
Radical  7  fasika
Autres orthographes  8  fasihina
Mots composés 

Anagrammes  11  fasehina, fisehana, hafesany, hasefany, isefahan, isehafan, nisefaha, nisehafa, sefahany

Mis à jour le 2025/01/21