Entrée | 1 fiakanjo |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Fomba entina miakanjo |
Explications en français |
4 [1.3#14] La manière de s'habiller ; l’habit de mise, propre à être mis |
Exemples |
5 [2.470#] Tsy olona madio fiakanjo avokoa izy rehetra famaro no mena lamba noho ny maha tambanivohitra azy. 6 [2.508#] Nanaraka ny hevitra sy ny fomban-dRadama ny Menamaso ary vonton' ny fomba fanao nentin' ny Vazaha hatramin' ny fiakanjo sy ny filàm-pahafinaretana hafahafa rehetra. |
Radical | 7 akanjo |
Anagrammes | 8 anjifako, fanakojy, fiakanjo, najifako |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |