|
|
|
|

Entrée1  fiarahabana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Asa atao rehefa miarahaba: Ny fiarahabana dia mariky ny fahalalam-pomba
Explications en anglais  4  [1.7] a greeting ; congratulations
Explications en français  5  [1.8] salutation ; félicitation
Exemples  6  [2.270#] hoy i Davida, tsy nisalasala fa, ho sitraky ny Governora ny fiarahabana.
7  [2.4#] Ny an' i Dada aloha, dia fiarahabana sy fanehoan-kafaliana no tena ventiny.
Radical  8  arahaba
Article  9  Randzavola: fiarahabana ao amin' ny Baiboly

Mis à jour le 2024/12/11