|
|
|
|

Entrée1  fiarakaretsaka
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Anarana omena ny fiarakodia madinika izay mifanaretsaka mitondra olona amin' ny tanàn-dehibe
Explications en anglais  4  [1.7] a taxicab
Explications en français  5  [1.8] taxi
Exemples  6  [2.4#] fiarakaretsaka no noraisiko teo Anosizato hodiana.
7  [2.470#] fiarakaretsaka iray no efa niandry azy teo amoron-dalana.
8  [2.471#] Nandray fiarakaretsaka iray izahay roa lahy, dia nivoaka ny tanàna.
Vocabulaire  9  Transports
Mots élémentaires  10  fiara, karetsaka

Mis à jour le 2024/12/07