|
|
|
|

Entrée1  fifamofoana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fangatahan' ny zazalahy iray zazavavy amin' ny ray aman-dreniny ho vadiny araka ny fombafomba rehetra fanao amin' izany
Exemples  4  [2.5#] Raha nihantsona teo amin' ny fifamofoana fotsiny izy, dia fifamofoana.
5  [2.499#] Ilay zazavavy tsotra koa nankasitraka rahateo, ka dia natao ny fifamofoana.
Radical  6  fofo

Mis à jour le 2024/12/11