|
|
|
|

Entrée1  fihamboana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fiheverana ny tena ho ambony; filazana ny tena ho manana zavatra na toetra tsy ananana; fisehoana ho hafa noho ny tena toetran' ny tena: Fihamboana fotsiny ny azy milaza ho be diplaoma fa tsy nahita fianarana firy akory izy
Radical  4  hambo

Anagrammes  5  fihamboana, hifanamboa, mahabifona

Mis à jour le 2025/01/21